Politique

Zanak段 Dada Mitaky ny fialan段 Andry Rajoelina


  • Talata 11 Septambra 2012

ォHatramin地y 7 febroary 2009 ka mandraka androany dia ianareo no namono olona. Fandrobana ny Malagasy no misy eto hatramin段zay fanonganam-panjakana izayサ, hoy ny mpikambana ao amin地y Kongresin地y tetezamita Ravelonanosy Mamitiana, tao amin地y Magro Behoririka omaly, izay nanampy fa manala baraka ny vahoaka malagasy ny fitondrana FAT� satria re laza hatrany ivelany ny olana eo amin地y resaka tsy fandriampahalemana, ny fahantran地y vahoaka kanefa ny mpitondra manankarena tsy hita noanoa.

 Manoloana izao olana mankadiry, indrindra eo amin’ny resaka tsy fandriampahalemana izao dia mitaky ny fialan’i Andry Rajoelina sy ireo mpikambana ao amin’ny governemanta izay misahana ny fandriampahalemana ny Zanak’i Dada. Tsy mahavita ianareo», hoy Ravelonanosy Mamitiana. Ankoatra izay dia nambarany fa tokony hifona sy handohalika eo anatrehan’ny Malagasy ireo mpitondra FAT satria nandroba ny Malagasy.

Mitaky vahaolana hentitra avy amin’ny SADC koa ny Zanak’i Dada. Raha ny zava-misy any atsimo, hoy ity parlemantera ity dia manidy birao avokoa manomboka amin’ny sefo Fokontany. «Remenabila no lasa tompon’ny fanjakana. Fanjakan’i Baroa sy jiolahy no misy eto. Nalain’ny jiolahy tahaka ny fanafihana mpitondra voafidy», hoy ihany ity parlemantera ity. Ankoatra izay dia nambarany fa mpitandro ny filaminana politika no misy eto fa ireo mpitandro ny filaminana tena nanao ny asany nofonjaina ka raha tiana hilamina ny tany dia mila avoaka ireo nohidiana any am-ponja ireo.

Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovテ�na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT