- Sabotsy 15 Septambra 2012
Politique.Betroka, Kaominina Antananarivo «Tsabahan-dRajoelina avokoa», hoy i Lalatiana Ravololomanana
Ny fihetsik’i Andry Rajoelina amin’ny raharaham-pirenena ankehitriny dia mampiseho fa fanjakan’olon-tokana sy didy jadona no misy eto amin’ny firenena, hoy i Lalatiana Ravololomanana.
Hamaky ny tohiny