• Alatsinainy 17 Septambra 2012
Politique.Toamasina Voatsikera mafy ny FAT

Nanao fikihaonan-doha tao amain’ny hotely “Le Neptune” ny sabotsy teo, ireo mpikambana teo anivon’ny “plateforme provinciale de concertation de l’organisation des sociétés civiles” tao Toamasina, tarihan’ny filohany, Atoa Randrianaly Lucien Auréol.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2012
Politique.Raharimalala Louisette Inona marina no andraikitry ny FIS ?

Misy trangan-javatra hafahafa miseho. Araka ny fitantaran-dRtoa Raharimalala Louisette mantsy dia "nisy mpiasan'ny Comptoir de l'Or nitondra ampaham-bolamena 420g tany amin'ny client mba ahafahan'ity farany misedra sy mijery ny carrat.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2012
Politique.DST - FIS Lasa mpisambotra mpimasy

Hisambotra dahalo sa hisambotra mpimasy ? Izay no fanontaniana mby an-tsain’ny maro taorian’ny nahitana sy nandrenesana fa dia nosamborina tao Analabinda, 35 km atsimon’i Betroka, ny sabotsy 15 septambra teo, ny ramatoa iray fantatra amin’ny solon’anarana hoe Tokanono.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2012
Politique.Fifidianana Mampitandrina ny zanak’i Dada

Anisan’ny hifandirana ka tsy mahantanteraka ny sori-dalana hatramin’izao ny momba ny andininy faha-16, 18, 20 izay mamaritra ny tokony hametrahana fitoniana politika eto Madagasikara mialoha ny hirosoana amin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Nohamafisina ny fiarovana ny ainy

Betsaka ny resaka nandeha sy niniana novoizina momba an’i Marc Ravalomanana tamin’iny herinandro lasa iny. Tao ireo nilaza fa nogiazana ny pasipaorony, tsy afaka hivoaka ao Afrika Atsimo koa ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Miantso ireo mpomba azy tsy ho taitaitra

Nafana ny hetsiky ny mpomba ny ara-dalàna tao amin’ny Magro Avaratsena Antsirabe ny sabotsy 15 septambra lasa teo. Nahaliana ny olona ny vaovao niely nahakasika ny fodian’ny filoha Ravalomanana sy ny fanagiazana ny pasipaorony tsy hahafahany mihetsiketsika ao Afrika Atsimo ka nahatonga maro ny olona hihaino ny fanazavan’ny mpitarika.

Hamaky ny tohiny
FTT