• Alatsinainy 17 Septambra 2012
Politique.Sivana ao amin’ny TVM sy RNM Lasibatra koa i Patrick Raharimanana

Mijanona ho an-tsoratra fotsiny ihany ilay andininy faha-17 ao amin’ny tondrozotra, voasonia herintaona lasa izay, eny fa na dia efa navadika ho lalàna (2012-114) hatramin’ny 27 janoary 2012 koa aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2012
Politique.TIM sy Ankolafy Ravalomanana – Toliara Tsy mivadi-belirano amin’i Dada

Naharitra 30 minitra ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana no niditra nivantana an-telefaonina ka nitafa tamin’ny olony nivory tao amin’ny “Restaurant Croix du Sud Tanambao Toliara” ny sabotsy 15 septambra teo, nandritra ny fanazavan-kevitra momba ny raharaham-pirenena nataon’ny minisitry ny fiompiana Roland Ravatomanga avy amin’ny birao foibe.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2012
Politique.Zanak’i Dada Ambilobe Mitaky ny hampiharana manontolo ny tondrozotra

Mitaky ny hampiharana manontolo ny tondrozotra manomboka amin’ny andininy voalohany ka hatramin’ny faha-45 ny mpomba ny ara-dalàna ao Ambilobe.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2012
Politique.Ankolafy Zafy sy Ratsiraka Tsy vahaolana ny fifidianana amboletra

Tsy vahaolana ho an’ny firenena ny fanaovana fifidianana amboletra raha ny fahitan’ny ankolafy Zafy sy ankolafy Ratsiraka any Antsiranana, notarihin’Atoa Manoël sy Dr Houssen ary Rinkan Richard sy Tomboravo Mahazatsakila, tamin’ny tafa nifanaovan’ny Tia Tanindrazana tamin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2012
Politique.Camille Mektoub Nanao ampamoaka momba ny raharaha RFI sy ny tsy filaminana atsimo

“Tsy ny fisian’ny dinika tany Seychelles no ratsy fa ny fanontaniana nipetraka nialoha iny fihaonana iny, dia ny hoe iza no hiantoka fa hitana ny teny nomeny ilay anankiray ?”, hoy i Camille Mektoub, omaly, tao amin’ny Kianjan’ny Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2012
Politique.Fanakorontanana avo lenta Natomboka any Atsimo ?

Rehefa tena niroso lalindalina kokoa amin'ny ady amin'ny dahalo ny mpitandro filaminana, nanomboka tamin'ity herinandro ity ary nametraka andian-tafika manokana mihitsy any Betroka, dia tsapa fa nirongatra indray ny fanafihana sy fanakanan-dalana amin'ny lalam-pirenena faha-7 na RN7 iny.

Hamaky ny tohiny
FTT