• Alakamisy 20 Septambra 2012
Politique.CT sy CST Lasa mpanangona fanampiana

Dia hafakely mihitsy ny zava-misy eto Madagasikara eto fa lasa mpanangona fanampiana indray izao ny parlemantera ao amin'ny CT sy ny CST.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2012
Politique.Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy Tototry ny tsikera

Ihandronan’ny tsikera ka dia hita ho miaro tena mafy ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (FFM). Omaly dia voatery nitondra fanazavana ny komity mpanomana ny fananganana ilay rafitra ahitana ny Finona, Raiamandreny Mijoro ary ny CNOSC manoloana ny fanakianana fa tsy ilaina ny FFM.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2012
Politique.Governemanta Haverina harafitra ...

Manao ranolava ary vao mainka mihamafy aza ny fitakian’ireo ankolafy politika nanao sonia ny tondrozotra amin’ny hanoloana ny minisitra natolotr’izy ireo ao anaty governemantan’ny firaisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2012
Politique.Fanadihadiana vahiny Lany amin’ny 60% Ravalo

Raha nandaha-teny tao amin’ny Magro Behoririka ny mpikambana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita (CT) Randriamamiarizafy Ignace, omaly, dia nilaza fa nisy fanadihadiana vahiny momba an-dRavalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2012
Politique.Magro Behoririka Miakatra ny feo

Niakatra ny feo tao amin’ny Magro Behoririka omaly. Nambaran’i Zafilahy Stanislas mantsy fa misy miketrika ny hanao izay hahafefika ka hanafoana ny tolona eo amin’ny Magro ary hisamborana ireo mpitarika toa azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Septambra 2012
Politique.Dr Rakotomalala Harry Efa mihinana ny tsy fihinany ny Malagasy

Naneho ny heviny mikasika ny herintaonan’ny tondrozotra ny 16 septambra 2011 – 16 septambra 2012 ny Dr Rakotomalala Harry anisan’ny mpanaraka ny toe-draharaha sy vaovao politika.

Hamaky ny tohiny
FTT