- Alatsinainy 24 Septambra 2012
Politique.Vehivavy Tiako i Madagasikara Hanao hetsika lehibe anio
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nitondra ny fijeriny momba ny fiainam-pirenena ny antoko Dina MaHaolona sy Demokrasia na DHD.
Hamaky ny tohinyTsy tafavoaka amin’ny krizy isika raha tsy fifidianana, hany ka lasa mihazakazaka any daholo ny rehetra, hoy Randrianjatovo Henri tetsy amin’ny Magro omaly.
Hamaky ny tohinyOmaly alina no nandao an'i Madagasikara ka nihazo an'i New York -Etazonia hanatrika ny fivoriamben'ireo filoham-panjakana any amin'ny Firenena Mikambana ny filohan'ny tetezamita Andry Rajoelina sy ny delegasiona tarihany ahitana ny minisitry ny minisitry ny raharaham-bahiny Pierrot Rajaonarivelo, ny minisitry ny fitsarana Christine Razanamahasoa.
Hamaky ny tohinyMahatsapa ho very raiamandreny, very andry iankinana ny vahoakan’i Manakara, araka ny tatitra nataon’ny mpikambana eo anivon’ny Kongresy Ralainirina Marcel
Hamaky ny tohinyNanambara ny ho filatsahan-kofidiany amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy eo i Maurice Beranto, filoha nasionalin’ny antoko FIDEM (Fiombonan'ny Demokraty Malagasy). Nandritra ny famelabelaran-kevitra nataony tao amin’ny Carlton omaly no nampahafantarany ofisialy izany.
Hamaky ny tohiny