• Zoma 21 Septambra 2012
Politique.Ministeran’ny fanapariaham-pahefana Manadio tena avokoa

Namaly ny fanakianana lava mahazo ny ministeran’ny fitsinjaram-pahefana mikasika ny tsy fahaizan’izy ireo mitantana i Djaosera Irenée, Sekretera jeneraly eo anivon’ity ministera ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Septambra 2012
Politique.Ralaiseheno Guy Maxime Rajoelina mihitsy no problema eto

«Heverin-dRajoelina fa azony atao araka izay tiany, azony tefitefena sy amboamboarina, heveriny fa azo fitahina foana ny vahoaka», hoy Ralaiseheno Guy Maxime manoloana izao toe-draharaha eto amin’ny firenena izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Septambra 2012
Politique.Raveloson Constant Avereno pasohana ny tetezamita

«Manao izay hampandry adrisa fotsiny fa incompétent. Nandefa helikoptera, hakana razana, ho any Atsimo, haka sary. Firy taona ingahy no tao amin’ny vaomieran’ny fandriampahalemana sy ny filaminana, taiza hatramin’izay no firy volana aty aorian’ny nisehoan-dRemenabila vao hoe hidina any an-toerana amin’izay haka sary no ho foto-dia».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Septambra 2012
Politique.Asan-dahalo any Atsimo Ny FAT no tompon’andraikitra

Ny fanonganam-panjakana sy ny tetezamita tarihan’ny FAT ankehitriny no tompon’andraikitra amin’ny dahalo any Atsimo sy ny asan-jiolahy miseho lany na an-tanàn-dehibe na any ambanivohitra ary ny fanakanan’ny jiolahy fiara fitateram-bahoaka amin’ny lalam-pirenena manerana ny Nosy, hoy ny CT Sazalahy Tsianihy avy amin’ny ankolafy Ravalomanana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Septambra 2012
Politique.Victor Wing Hong “Aza matahotra mitsikera”

Basy atifi-kavana ny an’i Victor Wing Hong, filohan’ny fikambanana OFPACPA (Organisation des Familles des Personnes Arrêtées suite à la Crise Politique Actuelle) mikasika ireo dosie mafana sy raharaha manahirana eto amin’ny firenena, toy ny trafika “bois de rose”, ny tsy fandriampahalemana ary koa ny fitantanana ny fienena amin’ny ankapobeny raha tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2012
Politique.CT Satrobory Manahy ady an-trano

Manoloana ny zava-misy amin’izao fotoana izao izay ahiana hitondra ho any amin’ny ady an-trano, hoy ny CT Andrianalijohn Ndriamanampy Emmanuel avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, dia manao antso avo ny tenany ny hamahana izao krizy izao amin’ny alalan’ilay tolokevitra fanomezana fahefana feno ny Praiminisitra Omer Berziky ahazoan’ity farany mampihatra ny voalazan’ny tondrozotra, izay «patron»-ny.

Hamaky ny tohiny
FTT