Politique

Antoko Fiombonan’ny Bemiray Malagasy Ny ataon’ireo “Dinausaures” no mahatonga ny olona ho leo politika


  • Talata 25 Septambra 2012

Niaka-pofona amin’ny fitsikerana mivantana ataon’ny olona amin’ny mpanao politika Malagasy Atoa Besady filohan’ny antoko Fiombonan’ny Bemiray Malagasy niforona tamin’ny taona 2010

Nambarany mazava fa ny ataon’ireo mpanao politika tranainy na “dinausaures” ireo no mahatonga ny olona hilaza fa leo politika. Ny tsy fahaiza-manao, hoy izy, no maharatsy ny manao politika. Efa mitsangana hanarina izany izahay mpanao politika vaovao ankehitriny, hoy izy, ary mitondra ny teny filamantra hoe : “fitiava-tanindrazana ny fanaovana politika”.

Koa  manao antso avo amin’ny rehetra aho, mijoroa andao hanao politika, indrindra ny manam-pahaizana rehetra  satria hitantsiaka tao anatin’ny 50 taona izay fa ny tsy fahaizana politika no mahatonga izao zavatra mahazo antsika ankehitriny izao.  Ho  esorintsika izany toetsaina tsy tia manao politika izany, hoy izy, satria ny fianantsika manontolo dia aoka ho tsarina fa miainga amin’ny politika avokoa, eny fa na dia io fiainana fitondrana tokantrano tsirairay io aza. Ka aoka tsy hihatsaravelatsihy sy atahotaho-poana ho very seza raha manao politika fa raiso ny andraikitra ho an’ny fampandroana ny firenena marina.

Manohy 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libĂ©ration
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovĂ na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT