«Ny antoko Tiako i Madagasikara dia antoko matanjaka ary tena natanjaka, nefa sorena tamin’ny TIM ny olona fa namadika ny lohany, hoy ny fanazavana tsotra naataon’i samoela ralaimampisainarinony. Tsy ny TIM no namadika fa ireo mpitarika tao aminy raha tsy hitanisa afa-tsy ry Raharinaivo isika … Tsy azo ariana anefa ny TIM, hoy i Manoela, fa io no biletà an’i Dada ary tsy maintsy atao matanjaka ka mahatonga ny filoha Marc Ravalomanana mitondra ny Tiako i Madagasikara indray mba hiverenan’ny heriny. Fa ankehitriny kosa, hoy i Manoela, dia misy Malagasy leo politika ary misy mpomba ny filoha Marc Ravalomanana ao anatin’izany. Miantso azy ireo izahay : andao hiaraka amin’ny Tiako Marc Ravalomanana.
Manohy
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.