Politique

Zafilahy Stanislas “Mba mianara ihany !”


  • Alakamisy 04 Oktobra 2012

«Mianara ihany !», hoy i Zafilahy Stanislas. Nohamafisin’i Andry Rajoelina tany amin’ny fivorian’ny Firenena Mikambana, hoy ity farany ny hoe tsy tokony hitsabaka amin’ny fiandrianam-pirenena ny Firenena Mikambana na ny firenen-kafa.

 Nohazavain’i Zafilahy Stanislas fa rehefa misy fanonganam-panjakana, toy izay niseho teto Madagasikara dia rava izany fiandrianam-pirenena izany. «Ianao nanongam-panjakana indray no miteny fiandrianam-pirenena ?», hoy i Zafilahy. Ankoatra izay dia nametra-panontaniana ny tenany ny amin’izay karazana fihavanana sy fampihavanana mety ho azon’ireo FFM hatao manoloana ny resabe momba ireo mpikambana ao.

Nasiany teny koa ny momba ny filazan’ireo mpomba ny FAT, tsy mankasitraka ny fiampangana nataon’i Alain Ramaroson. “Ry zareo mihitsy no tena mpanao izany, milaza anaran’olona kanefa ny fitsarana tsy mbola vita mba hisamborana na hanasoketana ilay olona, indrindra tamin’ireny raharaha baomba ireny”, hoy i Zafilahy Stanislas. Izao anefa rehefa tratra izy ireo, hay tsy mahazaka. Efa an-taonany no nitabatabanay fa tokony hohajaina ny lalàna, hoy ihany i Zafilahy Stanislas.

Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libĂ©ration
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovĂ na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT