• Alakamisy 22 Novambra 2012
Politique.Raharaha any atsimo Ny fanjakana mihitsy no mamono olona

Henjana dia henjana ny tatitry ny fikambanana miaro ny zon’olombelona Amnesty International, nivoaka ny talata teo, momba ny ambarany fa fihoaram-pefy nataon’ny mpitandro filaminana Malagasy nandritra ny “Opération Tandroka” tany atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Novambra 2012
Politique.Toamasina Hametra-pialana faobe ireo filoham-pokontany

Anisan’ny olana goavana ho an’ireo filoham-pokontany ao Toamasina, ny mahakasika ilay filoham-pokontany iray maty ny alatsinainy teo, rehefa herinandro notsaboina teo anivon’ny hopitaliben’i Toamasina, raha nisy nisompatra tamin’ny fanondrahana asidra tao amin’ny hotely iray ao Canada.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Novambra 2012
Politique.Raharaha “26 Janoary”, “7 Febroary” sy any Atsimo Mitaky ny hanokafana fanadihadiana ny HMF

Tsy mitsahatra ny mitaky ny fampiharana ny fahamarinana eto amin’ny firenena ny HMF, araka ny teny filamatrany hoe : “Fahamarinana manandratra ny Firenena”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Novambra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Manohana ny fanambaran’ny Amnesty International

Niditra nivantana tamin’ny antso an-tariby avy any Afrika Atsimo nandritra ny fihaonana isan-kerinandro fanaon’ny VOT na Vondron’olon-tsotra manohana ny filoha Marc Ravalomanana sy mitaky ny ara-dalàna Ambatondrazaka ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana omaly alarobia 21 novambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Novambra 2012
Politique.Jeneraly Lucien Rakotoarimasy Namaly bontana ny Amnesty International

Tsy niandry ela fa omaly ihany dia namaly bontana avy hatrany ny fanambaran’ny Amnesty International ny minisitry ny fiarovam-pirenena ny jeneraly Lucien Rakotoarimasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Novambra 2012
Politique.Tetibola 2013 Feno kajikajy hanaovan’ny FAT fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana

Fitondrana gaboraraka no ho avy eto amintsika amin’izao fomba fanaovana politika eto amintsika izao, hoy ny CT Sazalahy Tsianihy.

Hamaky ny tohiny
FTT