• Alatsinainy 26 Novambra 2012
Politique.Fihetsiketsehan’ny FAT “Aza misoloky ny volam-bahoaka”, hoy Raveloson Constant

Hafahafa, mampiahiahy ny maro ny fisehon-javatra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2012
Politique.Hala-bato sy hosoka Mba manao koa ny Frantsay

Amin’ity alatsinainy 26 novambra ity no tony hitsangana ilay vaomiera manokana tarihan’i Alain Juppé, izay handamina ny fifandirana eo amin’i Jean François Copé sy Alain Fillon, samy mitonon-tena ho filohan’ny antoko UMP any Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2012
Politique.HMF Sendika valo no efa nanoina ny antsony

Nisy akony ny antso fiaraisankina sy fiaraha-miasa nataon’ny Hetsiky Mpitondra Fivavahana (HMF) hiadiana amin’ny tsy rariny mianjady amin’ny Malagasy sy ny tsy fahamarinana manapotika ny firenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2012
Politique.“Air Fore One II” Fananam-panjakana iny sa fananan-dRavalomanana ?

Niditra mivantana tamin’ny antso an-telefaonina tao amin’ny Magro Tanambao V Atoa Marc Ravalomanana ny sabotsy tolakandro teo, nanentana sy nankahery ireo mpiara-dia aminy sy ny vahoaka Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2012
Politique.Tavela irery Rajoelina Misintaka tsirairay ireo nanohana azy

Nanamafy ny faran’ny herinandro teo Atoa Ranjivason Jean Théodore fa dia manao propagandy mialoha ny fotoana ny mpitondra tetezamita, tahaka ny efa nataon’ny mpitondra teo aloha ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2012
Politique.Serge Zafimahova Tokony hisy sazy ho an’ny mpitondra miteniteny foana

Ao anatin’ny savorovoro eo amin’ny sehatry ny fitaterana sy ny fiovaovan’ny vidin-tsolika dia mihevitra i Serge Zafimahova fa tsy tokony hanana olana amin’ny resaka angovo isika.

Hamaky ny tohiny
FTT