• Zoma 30 Novambra 2012
Politique.Magro Behoririka Hiavaka rahampitso fa hikarakara ireo Laiban’i Dada

Anjaran’ny olomboatendry Ankolafy Marc Ravalomanana no manao ny fanentanana sy fanetsiketsehana samihafa etsy amin’ny Kianja Magro Behoririka rahampitso sabotsy 1 desambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Novambra 2012
Politique.Roland Ratsiraka Manao be fiavy

Tontosa teny amin’ny Mon Gouter Andrefan’Ambohijanahary ary nofaranana sy namoahana fehin-kevitra tao Antsahamanitra omaly ny zaikabe faharoan’ny antoko Malagasy Tonga Saina (MTS) tarihan’Atoa Roland Ratsiraka. Gagagaga izay nandalo tamin’iny faritra Antaninarenina sy ny manodidina iny noho ny hamaroan’ny olona nifamezivezy toy ireny andro tsy fiasana misy fety be ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Novambra 2012
Politique.Antoko Teza Hanao fanambarana lehibe amin’ny zoma

Ho ambohipihaonan’ireo mpandridram-paritry ny antoko sy ny birao nasionalin’ny antoko Teza eny Vontovorona amin’ny zoma io

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Novambra 2012
Politique.Magro Behoririka Ho maizina foana ny fiainam-pirenena raha tsy tonga ny Masoandro

Fampitam-baovao heno teny an-kianjan’ny Magro Behoririka omaly, nentin’ny CT Eric Randrianasolondrabe ny faharavan’ny fivorian’ireo CT teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza omaly maraina noho ny tsy fitovian-kevitra teo amin’ny ankolafy mpifanandrina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Novambra 2012
Politique.Andry Rajoelina Potehin’ny sehatra iraisam-pirenena

Maro no manomboka mieritreritra izao fa tena ho ratsy ho an’i Andry Rajoelina ny filazan’ny Amnesty International fa nisy ny famonoan’olona tsy amin’antony tany atsimo, satria tahaka ny filazana amin’ny fomba an-kolaka fa mihosin-dra ny tanan’ny filohan’ny tetezamita, ary nandritra ny fitondrany no nitrangana vono moka na «génocide» teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Novambra 2012
Politique.Tsivaka Raharison Sylvien “Sahia miatrika fifidianana raha tena mpanao politika”

Tsy tokony hanaiky ny amin’ny tsy hisian’ny fifidianana amin’ny taona 2013 ny vahoaka, hoy i Tsivaka Raharison Sylvien, filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita, Faritany Antsiranana.

Hamaky ny tohiny
FTT