• Alatsinainy 03 Desambra 2012
Politique.Fifidianana Tsy demokrasia ny «Ni…Ni»

Nanamarika ny hetsiky ny mpomba ny ara-dalàna tao amin’ny Magro ny sabotsy teo ny fidirana an-telefaonina mivantana nataon’Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2012
Politique.Lezava Fleury Manahy ny tsy hahavitan’ny fifidianana

Manao fitsidiham-paritra tao Toamasina ny filoha nasionalin’ny antoko Harena, Atoa Rabarison Lezava Fleury, ny faran’ny herinandro teo nilazany ny hevitry ny antoko momba ny raharaha politika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Mbola tena mamim-bahoaka

Grevy atsy, fitakiana aroa. Mirongatra ny tsy fandriampahalemana, manjaka ny kolikoly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2012
Politique.Manorina, mitokana Mifaninana i Beriziky sy Rajoelina

Mifaninana sady manao fampisehoan-kery ireo mpitarika ny rafitra mpanatanteraka ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2012
Politique.Paul Rabary Mitsikera an-dRajoelina

«Matahotra mafy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana i Andry Rajoelina sy ny forongony». Io no nambaran’i Paul Rabary, mpadinika politika sy mpahay fiarahamonina, nandritra ny sabotsy alina teo, nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny TV Plus Toliara.

Hamaky ny tohiny
FTT