- Alarobia 05 Desambra 2012
Politique.Magro Behoririka Hisy fanambarana lehibe
Raha ny fahitana ny fihetsiky ny FAT amin’izao dia mikiry mizotra amin’iny lalam-pifidianana iny izy ireo.
Hamaky ny tohinyRaha ny fahitana ny fihetsiky ny FAT amin’izao dia mikiry mizotra amin’iny lalam-pifidianana iny izy ireo.
Hamaky ny tohinyIsan’ireo mpikambana CST nandà hatramin’ny farany ny fandaniana maimaika tahaka ny nataon’ny tao amin’ny Kongresin’ny tetezamita ny volavolana tetibolam-panjakana 2013 Atoa Raharinirina Jacques Aimé, omaly talata tao Anosikely.
Hamaky ny tohinyTsy mety milamina fa vao maika aza mihahenjana ny disadisa eo amin’i Alain Ramaroson sy Hajo Andrianainarivelo izay samy mpitondra ambony eo anivon’ny FAT.
Hamaky ny tohinyIreo naharaka tsara ny raharaha politika tato anatin’izao fitondrana tetezamita izao dia nahatsikaritra fa anisan’ireo mpanao politika vao misondrotra, tena manohana an’i Andry Rajoelina, i Naivo Nantsoina Raholdina izay nahazo seza eny amin’ny CST moa ary filohan’ny vaomiera momba ny fananan-tany.
Hamaky ny tohinyHagagana ny an’ireo niatrika ny fety nokarakarain’ny TGV Toamasina tao Soavita ny sabotsy alina, izay nanasan’izy ireo ny mpanakanto Wawa nanafana.
Hamaky ny tohinyGaga sy zendana ny Leader Fanilo Antsirabe nahita ny fahazoan-dalana azon’ny Antoko Grad Iloafo nahafahany nanatontosa kongresim-paritra tao an-tampon-tanànan’Antsirabe ny zoma 30 novambra teo.
Hamaky ny tohiny