- Alakamisy 06 Desambra 2012
Politique.Fanaovana politika Mbola lavitra ny lalan-kizorantsika
Tanora 25 maneran-tany, mirona amin’ny foto-kevitra liberaly, mivondrona ao amin’ny tambajotran’ny fikambanamben’ny Tanora Liberaly aty Afrika, ny Oaly Lead sy ny Fivondronamben’ny tanora manerana izao tontolo izao, no manaraka fiofanana any Gummersbach Alemaina.
Hamaky ny tohiny
