• Alakamisy 13 Desambra 2012
Politique.Antoko PSD Hifanalabaraka imasom-bahoaka

Mizara roa ny antoko PSD hatramin’ny nametrahan’i Tsiranana Ruffine an’i Fetison Rakoto Andrianirina ho filohany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Desambra 2012
Politique.CT Rakotoamiandrisoa Ernest Ny artista ve no hifidy an-dRajoelina ?

Tsy diso anjara tamin’ny fankalazana ny tsingerintaona faha-63-n’ny filoha Marc Ravalomanana ny mpitolona tao Antsirabe omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Desambra 2012
Politique.Matotra ara-politika

Hafa kely ny fanamarihana ny tsingerintaona faha-63 nahaterahan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana tamin’ity indray mitoraka ity satria dia izy tompom-pety no nanome «surprise» fa tsy ny mpanara-dia azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Desambra 2012
Politique.Magro Behoririka Matoky an’i Dada

Fotoam-bavaka, fifampizarana ny mamy sy sakafo mitam-pihavanana no nanamarihan’ireo mpiaradia ao amin’ny ankolafy Ravalomanana ny tsingerintaona faha-63 nahaterahan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana omaly tao amin’ny Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Desambra 2012
Politique.Ralison Roger Kandida ho filoham-pirenena

Latsaka an-katerena ny firenena. Mila fahaizana araka ny fanarenana azy toy ny fananana mpitarika mahay mijery sy mihaino ny olam-bahoaka eny ifotony, toraka izany koa ny fananana traikefa manokana amin’ny fahaizana mijery izay lakile hahafahana mampandroso ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Desambra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Maneho fa olon-kendry

Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana fa tsy ho kandida amin’ny fifidianana hotanterahana eto Madagasikara amin’ny taona 2013.

Hamaky ny tohiny
FTT