- Alarobia 12 Desambra 2012
Politique.Alarakhia Salim Meraly “Tsy hisy fifidianana ho vanona izany”
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Voatokana ary voatolotra ho an’ny artista ny «Coliseum de Madagascar» eo Antsonjombe.
Hamaky ny tohinyLany teny anivon’ny Kongresin’ny tetezamita ny alatsinainy 10 desambra teo, rehefa naverina nodinihina ireo volavolan-dalàna mikasika ny famatsiam-bola ny tetikasa PUPIRV sy ny mikasika ny PAUSEENS (Projet d’Appui d’Urgence aux Services Essentiels de l’Education, de la Santé et de la Nutrition) vatsian’ny IDA vola mitentina 23,5 tapitrisa dolara.
Hamaky ny tohinyMamy Rakotoarivelo, filohan’ny Kongresin’ny tetezamita sy Hanitra Razafimanantsoa, filoha lefitry ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita no delegasion’ny ankolafy Ravalomanana avy aty Madagasikara nanotrona ny filoha Marc Ravalomanana tamin’ny fihaonan’ny SADC natao tany Dar Es Salam Tanzania farany teo.
Hamaky ny tohinyTsy mba anisan’ireo nanatrika ny lanonam-pitokanana ny Coliseum teny Antsonjombe omaly ny praiminisitra Omer Beriziky fa kosa nihazo an’i Morondava namerina ny dinan’ny Foara, hamerenana amin’ny laoniny ny fandriampahalemana any Menabe ary koa niondrika am-panajana tamin’ny vatana mangatsiakan’ilay zandary GP2 lavon’ny balan’ny dahalo, nandritra ny fifanandrinana tany Esira ny herinandro lasa teo, no sady nampionona sy nankahery ny fianakavian’izy ireo ihany koa.
Hamaky ny tohinyNahazo toerana mihaja taorian’ny filohan’ny tetezamita sy Rtoa vadiny ny Mompera Pedro omaly nandritra ny lanonana fitokanana ny “Coliseum de Madagascar” teny Antsonjombe sy ny fankalazana ny faha-2 taonan’ny Repoblika faha-4.
Hamaky ny tohiny