• Alatsinainy 17 Desambra 2012
Politique.Antoko PSD Nanipy “gant” i Fetison

Nametra-pialana tsy ho mpitarika ny antoko PSD (Parti Social Démocrate) i Fetison Rakoto Andrianirina, rehefa nanaiky napetraka hitantana ity antoko naorin’i Philibert Tsiranana ity, nanomboka ny 23 aogositra 2012.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Desambra 2012
Politique.Andry Rajoelina Na hilatsaka aza tsy ho lany

Tsy mbola nanambara ny heviny momba ny haha kandida na tsia azy amin’ny fifidianana filoham-pirenena i Andry Rajoelina, na dia maro aza ireo niandry fatratra izany ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Desambra 2012
Politique.Ankolafy Ravalomanana Toamasina Ny fiverenan’i Dada an-tanindrazana no zava-dehibe

Nifampitaona tao amin’ny efitrano malalaky ny lycée Price Ambolomadinika ireo mpiara-mitolona amin’Atoa Ravalomanana sy ireo ankolafy misy azy ao Toamasina, nankalaza ny tsingerin-taona nahaterahany ny talata 12 desambra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Desambra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Ho avy mialoha ny faran’ny taona

Raha mbola miteraka resabe sy adihevitra eto amintsika ny filazan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana fa tsy hirotsaka hofidiana ny tenany amin’ny 2013 dia naneho ny fahatokisany ny raimandreniny ireo mpiara-dia aminy etsy amin’ny kianjan’ny Finoana.

Hamaky ny tohiny
FTT