- Zoma 14 Desambra 2012
Politique.Pastera Mailhol “Fandeferana lehibe no nataon-dRavalomanana”
Mety amin’ny Pastera Mailhol foana na miara-milatsaka hofidiana Atoa Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina na tsia, raha nanontaniana ny heviny mahakasika ny tsy filatsahan’ny filoha teo aloha ho kandida filoham-pirenena amin’ny fifidianana hotanterahina amin’ny taona ho avy izy.
Hamaky ny tohiny
