- Talata 18 Desambra 2012
Politique.Manorohanta Cécile Tratry ny tazom-pahefana
Any Antsiranana indray Rtoa Manorohanta Cécile no mikasa ny hanarina ny fahavoazany eo amin’ny politika.
Hamaky ny tohinyAny Antsiranana indray Rtoa Manorohanta Cécile no mikasa ny hanarina ny fahavoazany eo amin’ny politika.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tonga amin’ny tanjona niriany ankehitriny ny Frantsay satria tsy ho kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena Atoa Marc Ravalomanana, hoy Radanoara Julien, manampahaizana momba ny fifandraisana iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohiny“Mandeha ila, fanapahan-kevitr’olo-tokana ny an’i Andry Rajoelina. Tsy hamaha olana fa vao mainka aza any amin’ny krizy”, hoy ny solontenan’ny ankolafy Zafy Albert niaka-peo tetsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Mitohy hatrany ny hetsi-pitolomana ataon’ny ekipan’ny VOT (Vondron’Olon-tsotra Manohana an’Atoa Marc Ravalomanana sy Mitaky ny Ara-dalàna).
Hamaky ny tohiny