• Alarobia 26 Desambra 2012
Politique.Donak’afo : Mitaintain-dava

Ity no krismasy farany iarahantsika ato anatin’ny tetezamita, hoy i Andry Rajoelina nanoloana ireo mpiara-miasa aminy ao amin’ny prezidansa ny alatsinainy 24 desambra teo, fotoana natokan’izy mivady hizarana fanomezana ho an’ny mpiasa sy kilalao ho an’ny zanaky ny mpiasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2012
Politique.Hajo Andrianainarivelo Mitsabaka amin’ny asan’ny PDS Edgard

Misavoritaka tanteraka ny mpitondra FAT akaikin’i Andry Rajoelina. Mifanaraby sy mifandrahona imasom-bahoaka, ohatra, ry Alain Ramaroson sy ry Hajo Andrianainarivelo araka ireny disadisa tamin’ny herinandro lasa ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Desambra 2012
Politique.Andry Rajoelina Tsy hilatsaka ?

Mandeha ny tombatombana isan-karazany ny amin’izay mety ho fanambarana hataon’i Andry Rajoelina amin’ity anio ity, hiverenany avy any Frantsa na aoriana kely ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Desambra 2012
Politique.Constant Raveloson Tsy ho Prezidà izany Rajoelina

Zavatra telo no napetrak’i Andry Rajoelina amin’i Lafrantsa tamin’iny diany maimaika iny, hoy Raveloson Constant omaly tetsy amin’ny Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Desambra 2012
Politique.Donak'afo : Milamina vetivety

Hitodi-doha an-tanindrazana anio i Andry Rajoelina rehefa avy ny vahiny telo andro tany Frantsa tany. Andrasana indray izay tatitra mety ho ataony.

Hamaky ny tohiny
FTT