- Alakamisy 20 Desambra 2012
Politique.Niaka Eliane “Ataovy ny ankety fa vonona izahay”
Rehefa manomboka mihena ny herin’i Andry Rajoelina dia antsoina hiteny iny mpisolovava vahiny iny, hoy i Naika Eliane.
Hamaky ny tohinyRehefa manomboka mihena ny herin’i Andry Rajoelina dia antsoina hiteny iny mpisolovava vahiny iny, hoy i Naika Eliane.
Hamaky ny tohinyTsy afaka nangina manoloana ny resabe mahavoasoketa ny praiministra lefitra Hajo Andrianainarivelo tamin’ilay famoahana didy fampiantsoana an’i Alain Ramaroson ny talata lasa teo Raharison Liva, Tale jeneralin’ny SEIMAD.
Hamaky ny tohinyNa dia nambaranay ombieny tamin’ny alalan’ny onjam-peo maro samihafa ireny aza, hoy ny CT Rasoamalala Odette Brenda, fa tsy maintsy ho kandidà ny Filoha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyNahita ny zava-misy marina eny anivon’ny fiarahamonina tamin’ireo tanàna 6 notsidihany Rtoa Gulnara Shahinian, mpampakateny manokana momba ny fanandevozana amin’ny endriny ankehitriny eo anivon’ny Firenena Mikambana.
Hamaky ny tohinyNiakatra iray indray ny maripana amin’ny disadisa misy eo amin’i Alain Ramaroson sy ry Hajo Andrianainarivelo.
Hamaky ny tohinyMiteraka resabe ny dian’i Andry Rajoelina any Frantsa syny nampihemorana ny fahatongavan’ny iraky ny SADC eto.
Hamaky ny tohiny