• Alarobia 02 Janoary 2013
Politique.Diniky ny samy Malagasy Atao eto Antananarivo ilay fihaonana antampony

Velona indray ilay fikasana hanatontosa ny fihaonana antampony mivelatra taorian’ny fanambaran’ny FFKM ny fandraisany anjara amin’ny fanelanelanana ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Janoary 2013
Politique.Donak'afo : Enga anie !

Raha ny tokony ho izy dia taom-pifidianana ity 2013. Efa nambara fa ho taom-pifidianana koa anefa ny 2012, saingy inona akory no teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Janoary 2013
Politique.Fampihavanana Sarotra ny asa miandry ny FFKM

Dila iny ny taona 2012, tsy nety tafatsangana ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy na FFM, araka ny voatondron’ny tondrozotra ao amin’ny andininy faha-28.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Janoary 2013
Politique.Andry Rajoelina Nitsoriaka any Israely

Tsy mahatombina mihitsy ! Lasa tany Dar-Es-Salam (Tanzania), avy eo nihazo an’i Parisy (Frantsa), izao indray nitsoriaka tampoka tany Israely. Izay ireo dia nambara ofisialy, fa teo anelanelan’izay dia misy loharanom-baovao hafa milaza fa mbola tany Maorisy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Janoary 2013
Politique.Andry Rajoelina Mandany andro midoka tena

Diso fanantenana indray izay nanantena zava-baovao tamin’ny kabarin’ny filohan’ny tetezamita ny harivan’ny alatsinainy 31 desambra lasa teo satria dia toa ny omaly tsy niova no hita sy re.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Janoary 2013
Politique.Zanak’i Dada Miditra amin’ny taona fahefatra ny tolona

Hiverina an-kianja indray anio ny mpitolona mitaky ny fiverenana amin’ny ara-dalàna sy ny fodian’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
FTT