• Zoma 28 Desambra 2012
Politique.100 tapitrisa dolara avy amin’ny Wisco Tompony mangataka atiny ny vahoakan’i Soalala

Nijoro, nitondra fanazavana ny minisitry ny fitantanam-bola sy ny tetibola, Rajaonarimampianina Hery, rehefa nametraka ahiahy amin’ny loharanom-bola nanamboarana ireo fotodrafitrasa ambara fa “manara-penitra” fampanantenan’i Andry Rajoelina ny praiminisitra Beriziky Jean Omer.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2012
Politique.Omer Beriziky Anaovan’ireo mpomba an-dRajoelina angaredona

Tena lasa fahavalo politikan’ireo mpomba an-dRajoelina ka enjehiny amin’ny fomba rehetra ny praiminisitra Omer Beriziky amin’izao faran’ny taona izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2012
Politique.Donak’afo : Tari-tokana

Mifandimby miaka-tsehatra sy mibahana ny seraseram-baovao eto an-toerana ireo mpomba an-dRajoelina tamin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2012
Politique.Vaomiera parlemantera mpanadihady Tsy nisy nipika ny resaka nifanaovana roa andro izay

Nitohy avy hatrany etsy amin’ny Lapan’Anosikely nanomboka afak’omaly alarobia 26 desambra nitohy omaly alakamisy 27 desambra ny fivorian’ireo CST mpikambana ao amin’ny kaomisiona parlemantera isanisany mandinika an’ireo raharaha mafampana eto amin’ny firenena ka ilana fanazavana bebe kokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2012
Politique. Ralaiseheno Guy Maxime “Didy jadona no ataon’i Andry Rajoelina”

Ralaiseheno Guy Maxime, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita avy amin’ny ankolafy Ravalomanana sady filohan’ny Fikambanan’ny Ben’ny tanàna manerana ny Nosy, no manakatona ny andiana Sokela eto amin’ny Tia Tanindrazana amin’ity 2012 ity. Toy izao ny resadresaka nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2012
Politique.Zanak’i Dada Manohana ny FFKM

Niompana kokoa any amin’ny fidirana an-tsehatry ny FFKM amin’ny fampihavanam-pirenena ny lahateny tao amin’ny Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT