• Zoma 11 Janoary 2013
Politique.Filankevitry ny fampihavanana Malagasy Saro-piterahana

Raha tsy misy indray ny fiovana amin’ny ora farany dia tokony ho fantatra amin’ity anio ity ny anaran’ireo olona 44 handrafitra ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy na FFM, rafitra ambaran’ny tondrozotra fa hiandraikitra ny fanomezana ny famotsoran-keloka sy hanatanteraka ny fampihavanam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2013
Politique.Raymond Razafindrakoto Vahaolana tapimaso ny an’ny FAT

Mirehareha ny fitondran-dRajoelina fa sady mahavita mandoa karaman’ny mpiasam-panjakana hatrany no nahavita nanorina fotodrafitrasa samihafa, na tapaka aza ny famatsiam-bola avy any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2013
Politique.Tehindrazanarivelo Alain Jacoba “Aoka izay raha fifidianana hiteraka korontana indray”

Vahiny anio ny CST Tehindrazanarivelo Alain Jacoba izay efa praiminisitra lefitra nisahana ny fahasalamana tao amin’ny FAT. Filohan’ny antoko ENINA sy mpikambana amin’ny «Nouvelle Alliance pour le Changement Démocratique».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2013
Politique.Toamasina Hiaka-tsehatra ireo zanaky ny “MAFANA”

Tafatsangana ara-dalàna ao Toamasina ny “Tanora MFM (T/MFM)” na ireo “zanaky ny Mafana” Toamasina. Hiaka-tsehatra eo amin’ny Magro Tanambao V Toamasina izy ireo manomboka amin’ny taona 2013 ity, ka hisantaran’izy ireo izany ny hetsiky ny ankolafy Ravalomanana rahampitso sabotsy tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2013
Politique.Marc Ravalomanana Antomotra ny fodiany

«Mitolona ho an’ny tanindrazana isika, mitolona ho an’ny safidy nosihosena», hoy i Zafilahy Stanislas tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
FTT