- Zoma 18 Janoary 2013
Politique.Jeneraly Richard Ravalomanana “Tsy mila famotsoran-keloka izahay !”
Miteraka adihevitra etsy sy eroa ilay famotsoran-keloka nambaran’ny vondrona SADC fa tokony homena ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina sy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ary ny mpitandro filaminana malagasy.
Hamaky ny tohiny