• Zoma 01 Febroary 2013
Politique.Fifidianana Tokony hitovy ny vaovao azon’ny rehetra, hoy i Alain Tehindrazanarivelo

Efa tokony hiroso amin’ny fiantsoana ny mpifidy rehetra feno 18 taona ny governemanta manomboka ny 08 febroary ho avy izao, araka ny hevitr’i Alain Tehindrazanarivelo, mpikambana eo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita, ho fanajana ny telo volana mialoha ny datim-pifidianana voatondro ny 8 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Febroary 2013
Politique.Donak'afo : Mialà raha sahy !

Nanararaotra ny lanonana fanolorana saina ireo jeneraly 31 lahy vao nahazo fisondrotana grady farany teo i Andry Rajoelina omaly no nanao karazana valin-kafatra ho setrin’ny fisintahany tao amin’ny filankevitry ny minisitra ny alarobia teo, rehefa henjana ny adihevitra momba ny fifidianana hatao amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Febroary 2013
Politique.Mpandala ny ara-dalàna Mila miala Rajoelina

Tsy maintsy mitady izay fomba rehetra hanesorana an-dRajoelina isika, hoy Randriamamizafy Ignace, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita avy any Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Febroary 2013
Politique.Rakotoamboa Jean Louis Mbola miasa ny Frantsafrika

Rehefa jerena ankapobeny ny raharaham-pirenena amin’izao dia voaporofo fa ny Frantsay no fototry ny olana eto Madagasikara, hoy Rakotoamboa Jean Louis, filoha nasionalin’ny Teza sady mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita raha nikabary tetsy amin’ny Magro omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Febroary 2013
Politique. Serge Zafimahova «Hitondra korontana eto ity “Ni…Ni” ity»

Serge Zafimahova, mpikambana CDE (Club Développement et Ethique) sady efa minisitra taloha no vahiny anio, maneho hevitra sy fomba fijery mikasika ny toekarena, indrindra ny fitrandrahana harena ankibon’ny tany ary koa ny fahitany toe-draharaha politika ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Febroary 2013
Politique.TMR Miantso ny SADC hanery ny anatanterahana ny tondrozotra

Na dia efa aty amin’ny faran’ny volana janoary aza dia tsy diso anjara tamin’ny fikarakarana lanonana tsotra fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2013 ny TMR (Tiako i Marc Ravalomanana) tarihan’ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita, Ralaimampisainarinony Manoela.

Hamaky ny tohiny
FTT