- Talata 05 Febroary 2013
Politique.Ruffine Tsiranana Mbola Ankolafy Ravalomanana
Mbola mijanona ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana ny antoko PSD misy ny minisitra Ruffine Tsiranana ary mbola hijanona ao raha toa ka olona mifanaraka amin’ny foto-kevitra nanendrena azy no hasolo ny toerana raha misy izany ka eken’ny rehetra.
Hamaky ny tohiny