• Alatsinainy 04 Febroary 2013
Politique.Fifidianana 08 mey Manery ankolaka ny CENI-T ireo mpomba an-dRajoelina

Hotazonina ny datim-pifidianana efa voafaritra niaraka tamin’ny firenena mikambana tamin’ny aogositra 2012 sa harahana ny soso-kevitry ny filohan’ny FAT ? Amin’ity herinandro vaovao ity no fantatra ny valin’izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2013
Politique.Fifidianana Na ny minisitra aza milaza fa tsy hisy

Nivoaka ny kianja ny hetsiky ny mpitolona tao amin’ny Magro Antsirabe ny sabotsy 02 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2013
Politique.Naika Eliane Tokony hametra-pialana i Andry Rajoelina

“Fifidianana solombavambahoaka ny 8 mey, ny ho Ben’ny tanàna ny 3 jolay ary any ho any koa ny fifidianana izay ho filoham-pirenena”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2013
Politique.Norbert Lala Ratsirahonana Nataon’ny GTT tera-tsemboka

Tsy tafiditra tao anatin’ny fandaharam-potoanan’ingahy Norbert Lala Ratsirahonana, izay nanao fiantsonana kely tao Parisy nialoha ny nihazoany an’i New York niara-dia amin’i Andry Rajoelina, ny nahazo azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2013
Politique.Rarison Hilarion Efa nivaha ny krizy raha …

“Raha nanendry an’i Manandafy Rakotonirina na i Botozaza Pierrot ho praiminisitra i Andry Rajoelina dia efa nivaha ny krizy toy izay”, hoy ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita Rarison Hilarion.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Febroary 2013
Politique.Ankolafy Ravalomanana Hanao rodobe hampiseho firaisankina eny Amboanjobe

Hivoaka an’ny Magro Behoririka ka hifamotaoana eny amin’ny «Place de l’Amitié» eny Amboanjobe ny Ankolafy Ravalomanana amin’ny sabotsy 09 febroary ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT