• Alakamisy 07 Febroary 2013
Politique.Patrick Raharimanana Fampahantrana ny Malagasy ny nanemorana ny fifidianana

Nanapa-kevitra ny CENI-T sy ny vondrona iraisam-pirenena, taorian’ny fivoriana roa andro nisesy natao tao amin’ny CCI Ivato ny 4-5 febroary, fa mihemotra amin’ny 24 jolay 2013 ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana filoham-pirenena tokony hatao amin’ny 08 mey 2013, ary amin’ny 25 septambra 2013 no hotanterahina miaraka ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoham-pirenena sy ny fifidianana solombavambahoaka, raha efa voatondro hatao ny 03 jolay 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Febroary 2013
Politique.Mamy Ravatomanga Niaro tena tao amin’ny onjam-peon-dRajoelina

Sambany omaly alarobia 06 febroary antoandro no nivahiny mivantana tao amina onjam-peo VIVA ny filoha Tale jeneralin’ny vondron’orinasa SODIAT, Atoa Mamy Ravatomanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Febroary 2013
Politique.Taratasin’i Jean : Anatry ny sisa

Miarahaba anao ry Jean amin’ity andro manokana hahatsiarovana ilay andro nangidy teto amin’ny firenena ity â !

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2013
Politique.Donak'afo : Modely sampona

Tsy mety milamina ny ao anaty governemanta ao hatramin’izao. Efa nisy ny fikasan’ny ankolafy iray hanolo ny minisitra natolony fa hoe tsy mahavita ny asany, hono, ary manala baraka fotsiny ny ankolafiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2013
Politique.GTT Genève Nanao taratasy misokatra ho an’i Laurent Fabius

Raha tsy misy ny fiovana dia horaisin’ny minisitry ny raharaham-bahiny frantsay, Atoa Laurent Fabius, amin’ity anio ity ny filohan’ny FAT, Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2013
Politique.Marc Ravalomanana “Atambaro ny hery fa ho avy aho”

“Tsy manadino anareo Malagasy any amin’ny faritra Anôsy aho na mbola aty Afrika Atsimo aza amin’izao fotoana izao. Aoka tsy ho kivy ianareo fa tsy maintsy voavahantsika ity krizy napetraky ny fitondrana tetezamita ity”.

Hamaky ny tohiny
FTT