• Alarobia 06 Febroary 2013
Politique.Nahemotra ny fifidianana Miandry an’i Dada

Tsy honohono intsony ary efa ofisialy izao fa mihemotra ny datim-pifidianana. Amin’ny ny 24 jolay 2013 indray no hanatanterahana ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2013
Politique.Ankolafy Ravalomanana Tsy rototra amin’izay fifidianana

Na ny ankolafy Zafy Albert na ny ankolafy Ravalomanana dia samy tsy mbola rototra amin’izay hisian’ny fifidianana. Ny lisi-pifidianana aza tsy mbola ao tsara, hoy i Leriva Manahira.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2013
Politique.Taratasy ho an’i Jean ‘Zany an ?

«‘Zany an ?». Io indray izao no tena malaza eo amin’ny fiarahamonina eto amintsika mety hisolo tanteraka an’ilay hoe : “Misy mihaino !” ry Jean â !

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Febroary 2013
Politique.Ankolafy Ravalomanana Toliara 8 mey tsy misy fifidianana, Rajoelina miala

Nandritra ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2013 nataon’ny Tiako I Madagasikara (TIM) sy ny ankolafy Ravalomanana ny sabotsy 02 febroary teo, tao Besasavy toerana fivorian’ny TIM orizinaly no nanambaran’ny mpitarika any anatin’ny faritra Atsimo Andrefana izay misy Distrika sivy, notarihin’ny CT Sazalahy Tsianihy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Febroary 2013
Politique.Donak'afo : Efa samy maika ?

Mafampana ny tontolo politika amin’ity herinandro ity satria miverina mahoraka indray ny fifidianana, ny datim-pifidianana no tena marina kokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Febroary 2013
Politique.Fifidianana Hihemotra amin’ny jolay ?

Hifarana anio rehefa naharitra roa andro ny fivoriana manokana tanterahin’ny CENI-T sy ny fianakaviambe iraisam-pirenena etsy amin’ny CCI Ivato.

Hamaky ny tohiny
FTT