- Alakamisy 07 Febroary 2013
Politique.Didier Radert «Rariny ny fihemoran’ny fifidianana»
Rariny raha toa ka nihemotra ny fifidianana satria tena tsy mbola feno ny fepetra ahafahana manatanteraka izany raha toa ka notazonina ny datin’ny 08 mey, hoy i Radert Didier, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita avy amin’ny ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny