- Zoma 08 Febroary 2013
Politique.Antoko Monina Mila esorina haingana ny mpitondra tsy mahomby
Raha ny tapakandro maraina ny lanonana fametraham-boninkazo nokarakarain’Ambohitsorohitra ho fahatsiarovana ireo namoy ny ainy tamin’ny 07 febroary 2009 dia ny tolakandro tahaka ny mahazatra kosa no nanao rodobe teny an-toerana ny Monima.
Hamaky ny tohiny