• Talata 12 Febroary 2013
Politique.Mpikambana FFM Ho fantatra rahampitso alarobia

Rahampitso alarobia indray vao ho fantatra ny anaran’ireo olona 44 handrafitra ny Filankevitry ny fampihavanana malagasy na ny FFM, raha toa ka tokony ho efa nivoaka omaly alatsinainy 11 febroary izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Febroary 2013
Politique.Fiainan’antoko Isintahan’ny olona ny Liaraikin’i Kaleta

Miomana fatratra amin’ny fiatrehana ny fifidianana hatao eto amin’ny firenena ireo antoko politika. Iray amin’izany ny ekipan’i Voninahitsy Jean Eugène.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Febroary 2013
Politique.Maitre Avoko Tafahoatra loatra ny zava-misy ankehitriny

Mivoatra haingana dia haingana ny raharaham-pirenena. Nivory maika omaly ny birao politikan’ny Malagasy Afaka tarihan’ny Maitre Avokoa na Rakotoarijaona Avoko sy ny mpanao kung fu nandinika ny zava-misy sy nandray fepetra eo anatrehan’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Febroary 2013
Politique.Raharaham-pirenena Mamandri-tena ny TGV

Manohy ny hetsika fanaony isaky ny sabotsy eo an-tokotanin’ny Magro Tanambao V, ny ankolafy Ravalomanana Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Febroary 2013
Politique.Namana taloha Tsiponin’ny FAT tsirairay

Volana vitsy sisa dia hatao veloma ny tetezamitan-dRajoelina satria ho olomboafidy amin’izay no hitondra amin’ireo ambaratongam-pahefana isan-tsokajiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Febroary 2013
Politique.Ny Hasina Andriamanjato «Aleoko niala»

Taorian’ny nanokafan’ny minisitra Ny Hasina Andriamanjato ilay vondrom-bavaka ho fanavotam-pirenena «Gate of Praise» tamin’ny fomba ofisialy ny alahady hariva teo tany Toliara, dia nitafa tamin’ny mpanao gazety ny tenany omaly manodidina ny hetsika sy ny momba ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT