- Alatsinainy 11 Febroary 2013
Politique.Etazonia Nampitandrina nivantana an’i Andry Rajoelina
Miteraka resabe ny zavatra nolazain’i Andry Rajoelina tao amin’ny fahitalavi-pirenena ny zoma lasa teo.
Hamaky ny tohinyMiteraka resabe ny zavatra nolazain’i Andry Rajoelina tao amin’ny fahitalavi-pirenena ny zoma lasa teo.
Hamaky ny tohiny«Aza matahotra minoa fotsiny ihany». Anisan’ny teny voalohany nambaran’ny filoha Marc Ravalomanana an-telefaonina nivantana indray io andalan-tenin’ny soratra masina efa nahazatra hatramin’izay io, ankoatra ny fiarahabana nahatratra ny taona nataony ho an’ireo vahoaka an’aliny maro mpomba azy tonga niara-nikorana teny amin’ny “Place de l’amitié” Amboanjobe tamin’ny sabotsy 09 febroary teo.
Hamaky ny tohinyNitondra ny fijeriny momba ny raharaham-pirenena sy ny mahakasika azy manokana ny antoko MDM na Mientana ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyRaha alaina an-keviny izao vahoaka marobe mpanohana ny filoha Marc Ravalomanana tonga ety Amboanjobe izao, hoy ny CST Naika Eliane izay anisan’ireo raiamandreny tazana teny an-toerana tamin’ny sabotsy 09 febroary dia tena tsy hita an’isa araka ny fomba fiteny
Hamaky ny tohinyNiaka-pofona tanteraka tamin’ilay fampihemorana ny datim-pifidianana ny mpikambana CST Naivo Raholdina sady filoha nasionalin’ny antoko FAFI V.
Hamaky ny tohinyHamboly korontana eto Madagasikara raha io ambasadaoro vaovaon’i Frantsa tonga eto amintsika io, hoy ny mpikambana TIM Atsimo Andrefana sy Ankolafy Ravalomanana nivory maimaika tao amin’ny foiben-toerany tao Besasavy Toliara ny zoma teo.
Hamaky ny tohiny