• Alatsinainy 18 Febroary 2013
Politique.Fifidianana miaraka Tsy tokony ho olana amin’ny Malagasy

Mbola miteraka adihevitra ihany hatramin’izao ny resaka fampiarahana ny fifidianana filoham-pirenena sy solombavambahoaka eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Febroary 2013
Politique.Lalao Ravalomanana Hanao politika amin’izay ?

Tsy mbola nisy olona nisangy ka nilaza fa marary ny reniny, hoy ny Me Hanitra Razafimanantsoa izay nanamafy fa tsy misy tsy mahatsapa izany hamamian’ny reny sy ny hasarobidiny izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Febroary 2013
Politique.Raherison Riri Ernest Miandrandra an’i Marc Ravalomanana i Miandrivazo

Mpanao politika tanora sady mpandraharaha avy any amin’iny faritr’i Betsiriry iny, Raherison Riri Ernest. Sady filoha lefitry ny filankevitra monisipalin’ny Kaominina ambonivohitra Miandrivazo izy no mpitarika ny ankolafy Ravalomanana ao an-toerana. Sendra ny Tia Tanindrazana izy ary nisy ny resadresaka nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Febroary 2013
Politique.Andriamalala Gervais “Ny mpitondra no hamboly korontana eto”

Miverina mahazo vahana indray ny fifandranitana sy ny fifanasana vangy ary ny fampiasana mersenera politika eto amintsika tato ho ato. Midika izany fa mbola tena ao anatin’ny krizy lalina ny firenena Malagasy, ary ao sahady ireo efa manao sakana ny tsy hivahan’izany ka mitady hirika noho ny vola sy ny hafanan’ny sezam-pahefana. Manana ny heviny mikasika ny raharaha politika koa anefa ny mpandinika ara-tsosialy sy ara-politika Malagasy, ka nisy ny resaka nifanaovana tamin’Atoa Andriamalala Gervais.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Febroary 2013
Politique.Mektoub el Camille Ireo nitonona ho kandidà no manahirana an-dRajoelina

Raha ny filazan-dRajoelina hoe tsy tia tanindrazana ny mpanao politika dia heveriko fa miantefa any amin’ireo nitonona ho kandidà ho filoham-pirenena izany, hoy Atoa Mektoub el Camille avy amin’ny Ankolafy Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
FTT