• Alakamisy 14 Febroary 2013
Politique.Mpandala ny ara-dalàna Mila olon-kafa hitondra ny tena tetezamita

Ny Malagasy no mila sy mitaky ny fiverenan-dRavalomanana, hoy Ralaimampisainarinony Manoela.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Febroary 2013
Politique.Mpikambana FFM Voatendry izy 44 mianaka

Teraka ihany ! Nivoaka omaly alarobia 13 febroary nandritra ny filankevitry ny minisitra natao teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha izy 44 mpikambana ao amin’ny Filankevitry ny fampihavanana malagasy na FFM, rehefa nampifanolana ny fiarahamonim-pirenena sy ny fitondrana tetezamita nandritra ny efa-bolana teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Febroary 2013
Politique.Fifidianana Nibaradaka Ratsirahonana

Tontosa omaly teny amin’ny foiben’ny CENI-T eny Alarobia ny fivoriana faharoa natrehan’ny komity manokana manara-maso ny fanatanterahana ny zotram-pifidianana na ny “comité de pilotage” izay tantanan’ny filohan’ny CENI-T miaraka amin’ny solontena maharitry ny sampandraharahan’ny Firenena Mikambana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Febroary 2013
Politique.Pr Tehindrazanarivelo Alain Paingorin’ny Bianco

Niharan’ny rihatra avy amin’ny mpanao politika maro ny Bianco noho ny famoahany dosie mahakasika ny CST Tehindrazanarivelo Alain fony ity farany mbola praiminisitra lefitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Febroary 2013
Politique.Ankolafy Ravalomanana sy fifampiarahabana taom-baovao, Ho tohizan’i Mahajanga ny fahombiazana teny Amboanjobe

Anjaranay any Mahajanga indray izao no mba hanatanteraka fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao hoan’ny Ankolafy Ravalomanana any an-toerana, hoy ny CT Dr Randrianandrasana Patrice.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Febroary 2013
Politique.Randrianarisetra Emima Naleony niala TGV

Maika dia maika ny fametrahana ny fitoniana eto Madagasikara amin’izao fotoana, hoy Randrianarisetra Emima, mpandrindram-paritry ny GFFM (Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara) ao Vakinankaratra amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
FTT