Politique

Hajo Andrianainarivelo Manomana ny filatsahan-kofidiany


  • Alatsinainy 18 Febroary 2013


Maintirano sabotsy, Tolagnaro ny alahady. Rehefa niato kely i Andry Rajoelina dia ny praiminisitra lefitra misahana ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany, Hajo Andrianainarivelo indray izao no mihazakazaka mitety faritra mitokana zava-bita (?). Any Tolagnaro hatry ny omaly izy, hitokana ny tranon’ny zandary naorina eo amin’ny tanin’ny Magro any an-toerana. Io omaly io ihany anefa dia namory ireo Ben’ny tanàna any amin’ny Distrikan’i Tolagnaro tao amin’ny hotaly Colbert izy, fihaonana tsy azon’ny mpanao gazety natrehina. Hitohy any Amboasary-Atsimo sy Ambovombe ny diany. Maro no mihevitra fa manomana ny filatsahan-kofidiany ho filoham-pirenena i Hajo Andrianainarivelo.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT