Politique

Mektoub el Camille Ireo nitonona ho kandidŕ no manahirana an-dRajoelina


  • Alakamisy 14 Febroary 2013

Raha ny filazan-dRajoelina hoe tsy tia tanindrazana ny mpanao politika dia heveriko fa miantefa any amin’ireo nitonona ho kandidŕ ho filoham-pirenena izany, hoy Atoa Mektoub el Camille avy amin’ny Ankolafy Zafy Albert.

 Zavatra telo loha, hoy izy, no hitako mamaritra izay eritreriny izay. Voalohany, ny fisian’ireo kandidà nanambara fa hilatsaka ireo dia maneho fanohanana avy hatrany ny CENI-T, ka tsy afahany mitsabaka mibaiko an’ity rafitra ity. Ny faharoa dia te hitsara izy ka na izy mitsara vilana fotsiny izao na mahafantatra ny nataon’ireo kandida ireo dia afaka miteny ny hoe tsy tia tanindrazana. Fahatelo dia heverin’i Andry Rajoelina ho fananany avokoa na ny firenena, na mpanao politika na koa ny fifidianana, ka izy no tokony hamaritra ny hoe iza no mendrika ho kandidà filoham-pirenena izany, tahaka ny nisafidianany sy nanendreny ny praiminisitra Beriziky Jean Omer.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT