Politique

CST Pikulas Jonah Hitarika olona hidina an-dalambe


  • Talata 19 Febroary 2013

Mandrahona hitarika olona hidina an-dalambe ny mpikambana amin’ny filankevitra ambonin’ny tetezamita, Pikulas Jonah Justin.

 Nambarany ampahibemaso nandritra ny lanonana fananganana ny drafi-panajariana ny Faritra Melaky ny sabotsy 16 febroary teo, fa dia manome fe-potoana tapabolana izy hanendrena izay ho lehiben’ny fari-piadidiam-pampianarana ao Maintirano, raha tsy izany dia hitarika olona hidina an-dalambe ity lehiben’ny Faritra Melaky tamin’ny andron-dRavalomanana lasa mpandrindra ny TGV any Melaky ity. Lasa nisotro ronono ny tompon-toerana ary banga efa herintaona mahery io toeran’ny lehiben’ny Cisco io ka izay no mahatonga ity fitakiana ity.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT