- Alakamisy 14 Martsa 2013
Politique.Ny Rado Rafalimanana Kandidan-dRajoelina ?
Hita ho manomboka mihetsiketsika, mampahafantatra ny tenany sy ny orinasany ary ny zavatra nataony tany Dubai nandritra ny efa-taona ankehitriny i Ny Rado Rafalimanana, izay filoha mpanorina ny AXIUS Group.
Hamaky ny tohiny
