- Sabotsy 16 Martsa 2013
Politique.Ranjeva Raymond Hijoro handray andraikitra
Atoa Ranjeva Raymond no nofinidin’ny herivelona rehetra, nahitana mpanao politika, fikambanana, fiarahamonim-pirenena, mpandraharaha, mpiasam-panjakana, olon-tsotra, nivory tetsy amin’ny La Rotonde Besarety omaly ho mpandrindra ny Vovonana hampanjaka ny tan-dalàna eto amin’ny firenena.
Hamaky ny tohiny
