• Zoma 12 Aprily 2013
Politique.Didier Ratsiraka Hanatrika ny diniky ny FFKM ?

Mihazakazaka ny toe-draharaha politika. Re indray izao fa mety ho avy eto Madagasikara ato ho ato ny amiraly Didier Ratsiraka, satria hanatrika ny raharaha fampihavanana ataon’ny FFKM eny amin’ny CCI Ivato manomboka ny alakamisy 18 aprily ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Aprily 2013
Politique.Dr Jean Louis Robinson Tsy kandidan-dRavalomanana aho

Nanatitra ny taratasy filatsahan-kofidiany teny amin’ny fitsarana manokana momba ny fifidianana teny amin’ny foiben-toeran’ny HCC Ambohidahy omaly ny Dr Jean Louis Robison, 61 taona efa minisitry ny fahasalamana avy eo minisitry ny fanatanjahantena nandritra ny fitondrana Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Aprily 2013
Politique.Antoko UNDD Tsy hanolotra kandida ?

Tsy mankasitraka ny fahamaikana hanatanteraka ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 24 jolay ho avy izao ny antoko UNDD (Union Nationale pour le Développement et la Démocratie), naorin’ny Profesora Zafy Albert, araka ny filazan’ny sekretera jeneraliny Atoa Manoro Regis omaly, nandritra ny fanokafana ny kongresy faharoan’ny antoko, teny amin’ny Espace Salohy Iavoloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Aprily 2013
Politique.Fanamarinana ny lisi-pifidianana Tara sambo i Toamasina

Sarotra ny mikaro-baovao mikasika ny resa-pifidianana, indrindra ny lisi-pifidianana eo anivon’ny CER Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Aprily 2013
Politique.Magro Behoririka Sampona ny fifidianana atao eto …

Nahitsy ny tenin’i Nenifara avy eny Andrefan’Iarivo mikasika ny mpitandro ny filaminana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Aprily 2013
Politique.Marc Ravalomanana Hody afaka andro vitsy ?

Tafatsangana avokoa ankehitriny ny rafitra anaty tetezamita araka izay voasoratra ao amin’ny tondrozotra, ilay lalan-tokana ivoahana amin’ny krizy, ny fianianan’ny filohan’ny FFM omaly no namarana tanteraka izany. Mivoaka tsikelikely ny anaran’ireo nahazo famotsoran-keloka, mbola ho avy ny manaraka, heverina fa hanomboka koa ny famoahana ireo gadra politika. Teboka iray sisa no tsy tanteraka dia ny fodian’ny ampahany amin’ireo sesitany politika an-kalalahana.

Hamaky ny tohiny
FTT