- Talata 16 Aprily 2013
Politique.Fampihavanana Mifanipa-kevitra ny mpanao politika
Samy manana ny heviny momba ny fampihavanana sy ny fomba fanatanterahana izany ny mpanao politika.
Hamaky ny tohinySamy manana ny heviny momba ny fampihavanana sy ny fomba fanatanterahana izany ny mpanao politika.
Hamaky ny tohinyBetsaka tokoa ny mihazakazaka hilatsaka hofidiana amin’ity fifidianana terena ho masaka toa voalobo-jaza ity, hoy ny Hafari Malagasy, nefa ho anay dia hiteraka olana hafa indray izy io.
Hamaky ny tohinyMiditra amin’ny andro fahatelo amin’ity anio ity ny fitsidihana arahin’asa ataon’ny lehiben’ny iraka mpanelanelana amin’ny krizy eto Madagasikara, Joaquim Chissano.
Hamaky ny tohinyHafa tsy toy ny andavanandro ny ambiansy tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly alatsinainy. Tonga maro tao ny olona ary nafampana koa ny adihevitra
Hamaky ny tohinyHita avy hatrany omaly fa tena nanova ary mbola hanova zavatra maro ny maha kandida an-dRamatoa Lalao Ravalomanana.
Hamaky ny tohinySamy miezaka mandresy lahatra ny mpifidy, na tsy mbola fampielezan-kevitra aza izao, ireo kandida sy ireo efa nilaza ny hirotsaka hofidiana, anisan’izany Atoa Roland Ratsiraka.
Hamaky ny tohiny