• Alarobia 17 Aprily 2013
Politique.Ratsirahonana Norbert Lala Matahotra hotsarain’ny vahoaka

Tsy afa-belan’ny fivakisana ihany koa ny antoko AVI (Asa Vita no Ifampitsarana) an-dRatsirahonana, satria fara fahakeliny dia mizara telo ity antoko ity, na dia miezaka mafy manambara aza ireo mpanao politika ao anatiny fa tokana ihany ny AVI.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aprily 2013
Politique.Andri Tong Sarintsarina tetezamita no misy eto

Mety aminay ny resaka fampihavanana hotarihan’ny FFKM io, hoy Atoa Ratongamanana Andriantsoa antsoina hoe Andri Tong.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aprily 2013
Politique.Parlemantera zanak’i Dada Hitety Kaominina hanentana ny olona

Tsy maintsy voatety avokoa ato anatin’ny fotoana fohy ireo Kaominina 25 ao anatin’ny Distrikan’Ambohidratrimo hanazavana mikasika ny raharaham-pirenena, hoy ny CT Rakotobe Naly avy amin’ny ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aprily 2013
Politique.CT Sazalahy Tsianihy “Asan-jiolahy ny fanonganam-panjakana”

Asan-jiolahy ny fanonganam-panjakana satria tsy manaja ny hasina maha olona izany, hany ka mihavery hasina ny firenena iharan’izany amin’ny lafiny rehetra, hoy ny CT Sazalahy Tsianihy avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aprily 2013
Politique.Donak'afo : Hazakazaka arahin-tosika

Manao angaredona ireo elanelampanahy amin’ny famahana ny krizy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aprily 2013
Politique.Edgard Razafindravahy Manao vaky sehatra politika any DIANA

Natomboky ny kandidan’ny TGV Edgard Razafindravahy ny alahady lasa teo ny fitetezam-paritra efa nampanantenainy fa tsy maintsy hotanterahany.

Hamaky ny tohiny
FTT