- Alarobia 17 Aprily 2013
Politique.Fanomanana fifidianana Sadaikatra ny mpanara-baovao
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Novorian’ny lehiben’ny Faritra sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy tao amin’ny biraon’ny Faritra ireo Ben’ny tanàna ao Vakinankaratra omaly talata 16 aprily tolakandro.
Hamaky ny tohinyNy tombontsoa ambonin’ny firenena no nahatonga ny ankolafy Ravalomanana nanapa-kevitra fa Rtoa Lalao Ravalomanana no kandida atolotra hiatrika ny fifidianana filoham-pirenena.
Hamaky ny tohinyTsy azo ekena ny fanalavana ny tetezamita na fananganana tetezamita vaovao satria mijaly loatra ny vahoaka, hoy i Monja Roindefo.
Hamaky ny tohinyAhiana tsy hanjary ilay fampihavanana kasain’ny FFKM hotontosaina manomboka rahampitso alakamisy. Rehefa nivory mantsy ny CSC na Komity manara-maso ny fampiharana ny tondrozotra niaraka tamin’ ireo vondrona mpanao sonia ny tondrozotra ny alatsinainy teo dia namoaka fehin-kevitra milaza fa tsy mety ilay fivoriana mitsitokotoko.
Hamaky ny tohiny