- Zoma 19 Aprily 2013
Politique.Razafitsiandraofa Jean Brunelle Manomana ny filatsahan-kofidiany
Tompon’andraikitra amin’ny fiarovana ny sisintany eny Ivato no ahafantaran’ny maro an-dRazafitsiandraofa Jean Brunelle. Mirotsaka amin’ny sehatra politika izy ary fantatra izao fa manomana ny filatsahan-kofidiany. Nisy ny resadresaka nifanaovana tamin’ity zanak’Ikongo ity.
Hamaky ny tohiny
