• Talata 23 Aprily 2013
Politique.Magro Antsirabe Tsangan-kevitra no hifidianany kandida

Efa miompana tanteraka amin’ny resaka fifidianana ny fanehoan-kevitra ao an-kianjan’ny Magro Antsirabe isaky ny alarobia sy ny sabotsy hatramin’ny nanambarana ny ho filatsahan-kofidiana an-dRtoa Lalao Ravalomanana Rakotonirainy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2013
Politique.Minisitra Rahajason Harry Laurent Handingana an’i Mahazoarivo sa hanao sambo milentika ?

Hitodika eny amin’ny lapan’i Mahazoarivo ny mason’ny mpanara-baovao maro amin’ity anio ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2013
Politique.Ny Rado Rafalimanana Atolotry ny tanoran’i Toliara ho kandidà

«Leo ny politikan’antitra sy ny politikam-boalavo izahay tanora resy lahatra eto Toliara sy ireo namanay any amin’ny Faritra 21, ka vonona sy mangataka an’Atoa Ny Rado Rafalimanana ho kandidà filoham-pirenena ny 24 jolay ho avy izao».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2013
Politique.Saraha Georget Rabeharisoa Vonona hifampitana amin’i Deba

Ambentin-tenin’ny olona eny amin’ny fiarahamonina sy amin’ireo onjam-peo maro eto an-drenivohitra ny resaka tetezamita vaovao araka ny fironan-kevitra natanjaka nandritra ny fivoriana savaranonandro nokarakarain’ny FFKM tamin’iny 18 aprily lasa iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Aprily 2013
Politique.Fampihavanan’ny FFKM Niandry ny filoha Ravalomanana ireo mpizaika

Rehefa nahasahy nanao iny fivoriambe fampihavanam-pirenena iny ihany ny FFKM amin'ny maha Raiamandreny am-panahy azy ireo dia tokony ho sahy nandray andraikitra ihany koa ny amin'ny tsy maintsy hahatongavan'ireo mpandray anjara fototra rehetra toy ny filoha Marc Ravalomanana nanatrika izany

Hamaky ny tohiny
FTT