• Talata 23 Aprily 2013
Politique.Ambatolampy Vakinankaratra Tsy mivadi-belirano amin’ny ankolafy Ravalomanana

Tsy mivadi-belirano amin’ny Ankolafy Ravalomanana sy amin’ny filoha Marc Ravalomanana Ambatolampy, hoy ny CT Rakotomandimbindraibe Mamisoa, tao anatin’ny hetsika iray notontosaina tany amin’ity Distrika iray ao Vakinankaratra ity tamin’ny alahady 21 aprily teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2013
Politique.Donak'afo : Hiady an-trano raha tsy mitandrina

Latsaka ambany dia ambany ny tahan’ny fandraisan’anjara tamin’ny fifidianam-paritra sy Ben’ny tanàna tany Cote d’Ivoire ny alahady lasa teo, satria nanapa-kevitra ny tsy handray anjara tamin’izany ireo mpomba ny filoha teo aloha Laurent Gbagbo. Manodidina ny 30%-n’ny mpifidy voasoratra anarana no nandeha nifidy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2013
Politique.Fanamarinana ny lisi-pifidianana Tsy dia marisika ny vahoaka

Mahalasa saina ny mandinika ny fanomanana ny fifidianana. Toa tsy dia maharototra ny mponina mantsy ny fanamarinana ny lisi-pifidianana tonga eny amin’ny Fokontany aloha hatreto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2013
Politique.Hajo Andrianainarivelo Tsy nandray vola tamin’i Mamy Ravatomanga ny tenako

Raha nivory tany Ambositra ireo lehiben’ny Faritra 16 mirahalahy tamin’ny alakamisy 18 aprily teo dia namoaka fanambarana manohitra ny fampihorohoroana mahazo azy ireo sy ny Ben’ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2013
Politique.Kandida filoham-pirenena Hanaparitaka vato ireo mpiara-dia tamin’i Andry Rajoelina

Mihazakazaka eny Ambohidahy ireo mpiara-dia tamin’i Andry Rajoelina teny an-kianja. Hanaparitaka vato sa hivarotra vato hahazoana toerana raha tsy lany ?

Hamaky ny tohiny
FTT